by All Madagascar | Oct 24, 2019 | Fivavahana, Marka16-15
Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany. (Ohabolana 22:6) Source
by All Madagascar | Oct 9, 2019 | Fivavahana, Marka16-15
Mankanesa aty amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. (Matio 11:28) Source
by All Madagascar | Oct 8, 2019 | Fivavahana, Marka16-15
Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin’ny vadiny; dia ho nofo iray ihany ireo. (Genesisy 2:24) Source