by All Madagascar | Apr 29, 2023 | Mozika, Poopy
🎬RAHAMPITSO ARY NY FOTOANA E! 🧱@ 12 Ora sy sasany no misokatra ny vavahady Toy izao ny fandaminana mahakasika ny fidirana 🟡FAN ZONE : ESPLANADE AMPITANY BAZAR DU QUARTIER ( VAVAHADY ANKAVANANA) 🟡🟢🔵RÉSERVATION 10.000 Ar sy 20.000 Ar ary 40.000 Ar ESPLANADE AMPITANY...
by All Madagascar | Apr 14, 2023 | Mozika, Poopy
🌟 ᴀᴅɪɴʏ 05 ʙᴇ ɪᴢᴀᴏ ɴʏ sᴇʜᴏ 🌟 🎶🎤ʜɪʀᴀ 50 ᴍᴀʜᴇʀʏ 🎹🎶 💃sᴏʀᴀᴅɪʜʏ ɪᴀʀᴀʜᴀᴋᴏ @ Tsingory sʏ ᴅɪʜ’ᴠɪɴ🕺 Efa vonona ny TARIKA hamerina ny TSIARO rehetra nandritry ny 40 taona, ary hanoratra ny tohin’ny tantara miaraka isika… 🎼🔥 𝐏𝐎𝐎𝐏𝐘 𝟒𝟎 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒚…🔥🎼 Alahady...
by All Madagascar | Apr 11, 2023 | Mozika, Poopy
Manantena aho fa ho raisinareo am-pitiavana be ity hira vaovao be ity! HIVOAKA RAHAMPITSO ny CLIP 😘 TSOFIN-DRANO Ny tokinao rehetra sy ny voady izay nianiananao Lasa toy ny rediredy fa nivadika ny fanekena ianao Fa ny hoe: “HO AHY IRERY” Tsy mety aminao...
by All Madagascar | Apr 7, 2023 | Mozika, Poopy
Mbola misy azo isafidianana tsara ny tapakila rehetra. Aza miandry ora farany an 😊 🎂 𝐏𝐎𝐎𝐏𝐘 𝟒𝟎 𝐀𝐍𝐒 𝐃𝐄 𝐒𝐂𝐄𝐍𝐄 🎂 Alahady 30 avril 📍Palais des Sports @ 2 ora sy sasany 🎟 Vonjivonjeo ny tapakila: 🔸 En ligne : https://www.ticketplace.io/event/jrp65e9swzkcl1f43gta 🔸 Eny @...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Mozika, Poopy
🔹⭐⭐⭐⭐ J- 30 ⭐ ⭐⭐⭐🔹 40 taona nanolorana ny kanto indrindra ho anareo avy aty amiko 🔥Hanolotra seho goavana sy anisany lava indrindra🤭💕 Vonjeo dieny izao ny tapakila rehetra ao @: 1️⃣ BOUTIQUES MASS’IN REHETRA : ANKORONDRANO (enceinte jumbo score) / ISORAKA (en...
by All Madagascar | Mar 24, 2023 | Mozika, Poopy
Mbola tiantsika ve ny hisian’ny vokatra vaovao matetika? Tsindrina aloha ity sary ity ao @ peiin’ny Viva madagascar izay vao manisy réaction an 😘 Afaka mifidy amin’ny alalan’ny SMS ihany koa an! · ⭐️ Viva Music Awards ⭐️ 🎶 Classement: Artistes...