by All Madagascar | Aug 15, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Tsy miova ny critères de sélection… Homme, moche, cheveux crépus… s’abstenir Tohizo raha mbola misy hafa. Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina
by All Madagascar | Aug 7, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Dia tsy nisy nahatsikaritra mihitsy ve hoe nivadika ny SAINAN’ITY VADIN’NY MINISITRA ITY tamin’ny TVM ? Midika zavatra lalina. Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina
by All Madagascar | Aug 3, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ry Malagasy ! Hay tokoa moa izany mbola handoa trosa amin’i ARENA sy ILO ary ILONA (vazaha) ny taranakao ? Aza kanosa ka manaiky ho marionetin’i Rainilaingarivony. Mitongava saina fa mampalahelo anakay. Ary tena mampalahelo anakay. Source From : Mouvement...
by All Madagascar | Aug 2, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ny an’ny olona, any Afrika, miala amin’ny Mpanjanaka. Ny an’là nangataka ho frantsay. Dia tsy taitra mihitsy elà. Ahoana moa hoy i Koto ? Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina
by All Madagascar | Jul 30, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ny vendrana tahaka azy ihany angamba no mbola manohana an’ity. Ho azy sy ny minisitra Soafilira dia “1992-2023 = 41” (-31 no valiny marina) Vazaha tsy manana niveau CEPE toy izao no mitondra an’i Madagasikara ka tsy tokony mahagaga raha midina...
by All Madagascar | Jul 26, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Mercédes Ratsirahonana. Ity vehivavy mankamamy ny firenen’i Cédric ity no tompon’antoky ny bling bling sy ny fandaniam-bola ao an-dapa (Directrice des événements présidentiels hono). Izy no nanome ny tsena sy mpiaro sinoa ary mpanao kitrano an-trano ny...