by All Madagascar | Aug 5, 2023 | Auggy Tojo, Hatsikana, Mpisehatra
-Arahabarahabao ny mpandalo, fa raha tsy tay atody- Inona koa? 😂 From : AUGGY AUGGY
by All Madagascar | Jul 27, 2023 | Auggy Tojo, Hatsikana, Mpisehatra
Ny vehivavy dia mahagaga fa zavatra hafa foana no hitany , eto dia lazainy fa lasa bota kely hono aho 🤌🙄 tena lasa bota marina ve ?mentionneo anie ilay vehivavy eh🙄 tsy maintsy izay no lazainy eo From : AUGGY AUGGY
by All Madagascar | Jun 14, 2023 | Auggy Tojo, Hatsikana, Mpisehatra
😂Tena hoe ela izay ry Akama isany a😂 Lazao izay vaovao tsara ho fantatro?🤪 Efa nanao mondial ihany ve Barealde madrid? 😂Efa nikiapa ve ianao anio? 😏Efa niova ve ny président ao ? 😇ary iza naharesy league des Champions ? 🤣Firy ny zanaky M? 😃Efa nanambady ve F? 😝Mbola...
by All Madagascar | Mar 31, 2023 | Auggy Tojo, Hatsikana, Mpisehatra
MISS & FOOTBALLEUR 🇲🇬 i Thomas Fontaine no Barea nandefa azy tany voalohany rehefa nangataka isika malagasy ka nanao hoe ALEFA BAREA, namokatra tsara ny lalao teo ambony kianja ary norovitin’i Fontaine hatramin’ny harato. Mitarika 1 sy 0 isika...
by All Madagascar | Mar 19, 2023 | Auggy Tojo, Hatsikana, Mpisehatra
Découvrez plus de vidéos sur Watch From : AUGGY...
by All Madagascar | Mar 17, 2023 | Auggy Tojo, Hatsikana, Mpisehatra
Poziko avy nitsabo an‘ilay rafilahiko 👌misy teny kely ve ho azy? 🙄 Mandray sy mitsaborafy foana izahay raha manana ianareo😷 Si vous en avez, nous accueillons et apprécions toujours 😷 · From : AUGGY AUGGY