by All Madagascar | Aug 18, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Sabotsy 19 Aogositra 2023. Oh. 3: 21 – 26 MIJOROA AMIN’NY FINOANA 1- Ka, Raketo ny tena fahendrena sy ny fisainana mazava. and-21 . Fahendrena = fitandremana ny didin’Andriamanitra. and-1 🌾 Ny fahatahorana...
by All Madagascar | Jul 28, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Sabotsy 29 Jolay 2023. HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO Eze. 3: 4 – 14 Ezekiela = Hampaherezin’Andriamanitra. Izy dia mpaminany lehibe sy mpisoron’Andriamanitra teo amin’ny jiosy. Ambaran’ny mpahay...
by All Madagascar | Jul 27, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Finaritra. Mofon’aina ho anao. Zoma 28 Jolay 2023. HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO. 1 Sam. 10: 17 – 27 Ny fanetrentenan’i Saoly raha voafidy ho Mpanjaka izy. Ny fizotry ny tantara: – Nangataka mpanjaka ny vahoaka Isiraely rehefa nahita fa...
by All Madagascar | Jul 25, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Alarobia 26 Jolay 2023. HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO Liok. 6: 12 – 16 – Andriamanitra no efa nifidy ny Tompo. Hoy Izy: ” Ity no Zanako malalako Izay sitrako; Izy no henoy. ( Mat. 17: 5)” ☝️Mitaky asa...
by All Madagascar | Jul 23, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana, mofon’aina ho anao. Alatsinainy 24 Jolay 2023. HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO 1 Tan. 28: 1 – 7 ANDRIAMANITRA MIFIDY: 1) Mamaritra ny asa sahaza ho anao. – Raha nanana fikasana ny hanorina ny Tempoly i Davida mpanjaka, sady efa...
by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Finaritra, mofon’aina ho anao. Zoma 21 jolay 2023. Mar. 13: 14 – 20 HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO. Tsy maintsy handalo andro mampahory isika: – Fahavetavetan’ny fandravana: and-14 Fahoriana lehibe no ambaran’i Jesoa eto. ....