by All Madagascar | Jun 13, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Raha hoy isika: Manana firaisana aminy isika, kanefa mandeha amin’ny maizina, dia mandainga isika ka tsy manao ny marina. (1 Jaona 1:6) Source
by All Madagascar | Jun 12, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Tsy mbola hihinana aho, raha tsy efa voalazako ny raharahako. Ary hoy izy: Lazao ary! (Genesisy 24:33) Source
by All Madagascar | Jun 10, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Fa izay rehetra naterak’Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika. (1 Jaona 5:4) Source
by All Madagascar | Jun 5, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Miraisa saina. Aza mihevitra izay hiavonavonana, fa aoka mba ho zatra amin’ny fietrena ianareo. Aza manao ny tenanareo ho hendry. (Romana 12:16) Source
by All Madagascar | Jun 4, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Nefa hoy Izy tamiko; Ampy ho anao ny fahasoavako; fa ny heriko. dia tanterahina amin’ny fahalemena. (2 Korintiana 12:9a) Source