by All Madagascar | Sep 29, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ny vato izay nolavin’ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro; Avy tamin’i Jehovah izao Ka mahagaga eo imasontsika? (Matio 21:42) Source
by All Madagascar | Sep 23, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be. (Jaona 10:10) Source
by All Madagascar | Sep 7, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ary hoy Josafata tamin’ny mpanjakan’ny Isiraely: Masìna ianao, anontanio aloha ny tenin’i Jehovah. (1 Mpanjaka 22:5) Source