Marka 16: 15 – Galaxies

Marka 16: 15 – Galaxies

Raha jereko ny lanitrao, izay asan’ny rantsan-tananao, sy ny volana aman-kintana, izay noforoninao, Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak’olombelona, no amangianao azy? Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, ary efa...