by All Madagascar | Apr 20, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa izay rehetra naterak’Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika. » (1 Jaona 5:4) Source
by All Madagascar | Apr 15, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko. » (Apokalypsy 3:20) Source