by All Madagascar | May 20, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
Ianao koa raha te hijoro ho vavolombelona eto amin’ny pejy Marka 16: 15 – Pst Tahina, dia azonao alefa mailaka (soratana) any amin’ny “mk1615.association@gmail.com” izany ary hovakianay eto tahaka izao. Source
by All Madagascar | May 19, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Kanefa aoka ny zavatra rehetra hatao amin’ny fahamendrehana sy ny filaminana. » (1 Korintiana 14:40) Source
by All Madagascar | May 10, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Koa mananatra voalohany indrindra aho mba hatao izay fangatahana, fivavahana, fifonana, fisaorana, ho an’ny olona rehetra, ho an’ny mpanjaka mbamin’izay rehetra manana fahefana, mba hiainantsika miadana sy mandry fahizay amin’ny toe-panahy...
by All Madagascar | May 10, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Aza manome fitoerana ho an’ny devoly. » (Efesiana 4:27) Source
by All Madagascar | May 3, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. » (Hebreo 13:8) Source