by All Madagascar | Jun 24, 2021 | Akon'ny omaly, Mozika
ZANY HONO E, 😂😂dihin’zareo taloha VOILÀ ÇA Y EST 😂😂leur vieille danseTraduit de : Malgache...
by All Madagascar | Jun 23, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa ankehitriny, rehefa natao afaka tamin’ny ota ianareo ka efa tonga mpanompon’Andriamanitra, dia manana ny vokatrareo ho amin’ny fahamasinana, ary ny farany dia fiainana mandrakizay. » (Romana 6:22) Source
by All Madagascar | Jun 17, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo. » (2 Korintiana 5:17) Source
by All Madagascar | Jun 4, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa Izy no nihavian’izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena. » (Romana 11:36) Source
by All Madagascar | Jun 3, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian’ny fahalalana. » (Hosea 4:6a) Source