by All Madagascar | May 11, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’ilay mampahery ahy. » (Filipiana 4:13) Source
by All Madagascar | May 10, 2022 | Mada worship, Mozika
Toky- WMM Project🔥 (Mpikambana vaovao eto amin’ny Worship Music Madagascar) TUTORIEL PIANO 7-3-6 (Db)🔥 Manasa anao izahay hanatrika ny concert izay ataony ny Asabotsy izao ao amin’ny FJKM AMBONILOHA… #gospelpiano #pianotutorial Source From : Worship...
by All Madagascar | May 10, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo, tsy manao izay tsy mahamendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy manao otri-po, » (1 Korintiana 13: 4- 5) Source