by All Madagascar | Sep 29, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Ary aza manaraka ny fanaon’izao tontolo izao; fa miovà amin’ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon’Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina*. [* Gr. tanteraka]. » (Romana 12:2) Source
by All Madagascar | Sep 29, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Tamin’ny alalany koa no efa nahazoantsika fanatonana amin’ny finoana ho amin’izao fahasoavana itœrantsika izao, ka dia aoka isika hifaly amin’ny fanantenana ny voninahitr’Andriamanitra. » (Romana 5:2) Source From :...
by All Madagascar | Sep 26, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Nefa hamarinina maimaimpoana amin’ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin’i Kristy Jesosy, » (Romana 3:24) Source