Miarahaba e… Mino aho fa liana amin’ny mozika, fianarana,fampianarana, fizarana ianao matoa mahita izao fizarana izao… 🎉

❓Inona ny tianao ho zarainay manaraka eto amin’ny pejy amin’izao taona vaovao : rehefa manodidina ny mozika ka mifanaraka amin’ny anaran’ny pejy ?

Ataovy eo amin’ny commentaires ka izay betsaka no ho zaraina mialoha 🎹

Araho ny pejy ary dia entana ireo namanao izay mety ho liana koa




Source