#TSIARO_49 : Ary ny famotehanareo Manga ny ekonomia sy ny tantsaha noho ny fankahalàna sy fahatahorana olona iray dia hatramin’ny biby avy no nanamparanareo ny fahefanareo. Tsy adinon’ny vahoaka izany fa aza mody fanina sy madio tànana eo.
#Misy_ny_tsinin_omby_datoa_aaaa
