Joyeux Noël 🎁🎄👉Code taptap send : Auggy
Cher père Noël,🎅🧑‍🎄

Izahay ato amin‘ny FLVMD na ny (Fikambanan‘ny Lehilahy Miaraka @ Vehivavy Tsy Manaiky Diso) dia tsy mila cadeau amin‘ny taona ho avy.🦸‍♂️

Mba mangataka anao kosa anefa izahay hanazava amin‘ny vehivavy fa ny carotte dia orange ,ny orange kosa dia tsy carotte.

Joyeux Noël 🎄🎁



Source