MINISITRA HIFEHY NY “CRISE PRE-ELECTORALE” SY NY “CRISE POST-ELECTORALE”

Fanapahan-kevitra stratejika entina hanomanana sy hiatrehana ny fifidianana ny fanovàna mpikambana ao amin’ny governemanta, 7 volana monja mialoha izany fifidianana izany.

Jeneraly Josoa ?! tànan-kavanan’i Brisly, mba tsy hilazàna hoe mpanompo mahatoky azy. Izy ‘zany no handrava izay hetsi-bahoaka miainga eo.

#teny_kely_ho_azy



Source