TAFIDITRA SOAMATSARA NY CYCLONE FREDDY AMIN’IZAO ORA ANORATANA IZAO.

🛑 ry zalahy ato amin’ito pejy ito kosa, somokitra nampatory mitsangana ireo mpanara-dia azy, ka nanao io publication io. Nahita rirany kely tamin’ny spiritualité dia nidingin-drambo sy nihevi-tena ho tena grand.
🛑 ireo jamba manaraka azy koa moa, dia mitovy tsy misy valaka amin’ny mpanohana bontolo an’i Brisly, merci prezda merci prezda foana na ho vy na ho vato. Ny an-dry zalahy indray dia izao “mahery ny hazavana” “mandresy ny hazavana” izao foana no averimberiny. Asa, mba misy mpikambana ao ve monina ao nosy varika na ao mananjary … izay idiran’i Freddy ? Potika ny tanàna, mijaly ny mponina, .. dia mbola hanao mahery ny hazavana foana ve ?

#mampahery_ny_mponina_ao_nosy_varika_sy_mananjary



From : Les 6% imbéciles