35 taona nihirana. “Tsy misy ny doria”( dadah) fa ndeha hizara zay azoko aho na ny tsara na ny ratsy mba ho tanterahin’ny zandry ny torohevitro manao hoe ” izay tsara nataoko atsarao fa izay ratsy nataoko aza atao” UCM AMBATOROKA sampana mozika. sombiny kely fehefa avy eo. Ao ve nareo eee
Source From : BODO Diva’s Page Ofisialy