Mbola tiantsika ve ny hisian’ny vokatra vaovao matetika?
Tsindrina aloha ity sary ity ao @ peiin’ny Viva madagascar izay vao manisy réaction an 😘
Afaka mifidy amin’ny alalan’ny SMS ihany koa an!
·

⭐️ Viva Music Awards ⭐️
🎶 Classement: Artistes 80′ Actif 2022
👍❤️ Raha toa ka hisafidy ny hiran’i 🎤 Poopy – Am-pitiavana 🎶 dia alefaso SMS amin’ny 033 56 004 01 ny hoe AHUIT1 Afaka partagena ny publication 🥰
Mifarana amin’ny Zoma 31 Martsa 2023 amin’ny 12 ora alina ny fifidianana ✉️ 400Ar monja ny SMS iray
Afaka partagena ny publication 🥰
Fin des votes le vendredi 31 mars 2023 à 12h mon️ Un message texte coûte seulement 400Ar ·



Source From : Viva Madagascar