Ankatoky ny Paska! Ohatran’zao ny paoziko mankany am-piangonana, mety ve? 🙈
Ilay fitadiavana atody sy famokisan-tena mantsy eo ihany fa tena aoka mba tsy hadino hoe fety masina ny niantombohan’ny ty tantara ty😉
Dia aleo koa mba voky Fitahiana sy Fahasoavana koa isika, andao hiaraka hijery « concert live », ataontsika makotroka be ny Fiderana an’ilay Nahary
« Joseph D’Af sy Rojo ny AVO »
👉 ao « VOILIER 91 »
6, route des Loges
91 180, St-Germain les Arpajons
👉 @ 20h ny fotoana, ny 08 avril ho avy zao👌
👉 misy sakafo io an, « menu à la carte sur place »
👉 Dia mbola misy koa ny fisarihana « tombola » ahazoana « places » any @ aprc Asterix sy Disney Land🎉
