MISS & FOOTBALLEUR 🇲🇬
i Thomas Fontaine no Barea nandefa azy tany voalohany rehefa nangataka isika malagasy ka nanao hoe ALEFA BAREA, namokatra tsara ny lalao teo ambony kianja ary norovitin’i Fontaine hatramin’ny harato. Mitarika 1 sy 0 isika amin’izao ary tsapa fa nihidina ny vidim-bary. Tsy fanaony moa io mamonomono baolina io fa ity farany ity tao avy dia nisitrika au fond du filet🇲🇬✊

ALEFASO ANY DAHOLO BAREA 🐮



From : AUGGY AUGGY