Fizarana “caricatures” navoakan’i Pov cartoonist tamin’ny 29 mars 2023 mba ho fampahafantarana.
Zao sisa no niafaran’ny Malagasy ===>>>
Ny FITIAVAN-TANINDRAZANA niredareda tamin’ny taona 1947 dia indrisy fa niova tanteraka ho FITIAVAN-TENA tamin’ity taona 2023 ity. L O Z A !!!