Matetika sy misesy tato ho ato ny fandrenesana olona maty noana… nefa an-tanàn-dehibe, maty reraka eny an-dalana eny, namono tena fa very hevitra noho ny hamafin’ny fiainana, maty am-pitadiavana ravinahitra, maty am-piondranana antsokosoko… fahatsapàna ve fa nikororoso fahana ny fiainam-bahoaka tato anatin’ny taona vitsy lasa sa zava-misy marina? Misy ny fomba siantifika azo andrefesana izany. #cairns #pauvrete #misere #envoiededeveloppement



Source From : Pov cartoonist