LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN13
NIREHITRA TENY AM-PANDEHANANA ILAY FIARA
Nirehitra teny am-pandehanana ilay taxibrousse Mercedes 307D ka izay no nitarika ny loza tao Bevilany, kaominina Ankariera amin’ny RN13 raha ny tatitry ny mpitandro filaminana.Olona 7 no voalaza fa namoy ny ainy raha 17 no naratra ary efa tsaboina eny amin’ny hopitaly avokoa.Nampitohy an’Ambovombe sy Tolagnaro ity taxibrousse tra-doza ity.


