FIDY RASOANAIVO
LASA MPANAZATRA NY CLUB M EKIPAM-PIRENEN’I MAORISY
Teknisianina Malagasy izay mpilalao kalaza fahiny no nosafidian’ny Federasionin’ny baolina kitra Maorisianina ho mpanazatra ny ekipam-pirenen’i Maorisy dia ny Club M. Isan’ny tanjon’ity mpanazatra ity ny hampiakatra an’i Maorisy any amin’ny dingana famaranan’ny CAN.
Sary indrana