FLM Ambohimasina Itaosy (2.4.3023) – Alahady Sampan-drofia
Marc Ravalomanana: “Nifidy ny hiara-hiombom-bavaka teto amin’ny FLM Ambohimasina Itaosy aho amin’izao Alahadin’ny Sampan-drofia izao.
Amin’izao fanombohan’ny herinandro Masina izao dia mirary antsika rehetra samy hahatratra ny Paska fananganana ny rava sy lavo rehetra.”
En ce début de semaine sainte, je nous souhaite à tous d’atteindre la Pâques de reconstruction de tous les brisés et tombés.
