Voasongona indray ny mpizara riz kantoné dia saika tsy navelan’ny BNGRC nozaraina ny fanampiana ataon’i Siteny. Bis repetita an’ilay tany. Mananjary.
Tena mba aza atao an’io nama ilay vahoaka noana a !
Aujourd’hui j’ai fait un don de riz, pour aider les victimes de l’inondation (typhoenix Freddy) à Toliara. Mes collègues de la région ont partagé l’aide au stade Tsenenengea. Courage ma famille !



