Asan’ ny devoly mihitsy tokoa aloha ny halabato e…
Tena marina izany…
Ary rehefa halabato no ahatongavana eo amin’ ny fanjakana na fitondrana dia tsy maintsy mitontongana ny firenena na miezaka manarotsarona izay atao amin’ ny endrika mamiratra ivelany eo aza …
Ary efa hita taratra izany amin’ ny endrik’ izao fitondrana na fanjakana misy izao …
Raha mbola halabato sy hosoka no ahatongavan’ izay mpitondra eo dia hihapotika sy hihamahantra foana ny firenena.
Ny Soratra Masina dia efa manambara fa ” ny fahamarinana no manandratra ny firenena”.
·

ASAN’NY DEVOLY n’y HALABATO. FFKM miara_miasa @ Mpitondra ; Mpanohitra ; Société Civile ary Mpamatsy vola HIADY @ izanyASAN’NY DEVOLY n’y HALABATO. FFKM miara_miasa @ Mpitondra ; Mpanohitra ; Société Civile ary Mpamatsy vola HIADY @ izany


Source From : Andrianjakahasina Rasamimanana