Ka ilay kilalao famolavolana Miss sy Mister ary Kopikole sy voix d’ or ireny mihitsy no tena lasa mamotika ny ho avin’ ny tanora Malagasy e…
Kilalaom-bazaha rehetra io dia entina hamotehana ny fitaizana ny taranaka Malagasy aty…
Misy fitaizana sy fanabeazana tsy mety amin’ ny fitaizana sy fanabeazana ary soatoavina Malagasy entin’ ireny karazana kilalaom-bazaha isan-karazany ireny e….
·

Miss Madagascar aza ataondry zalahy 2 ème bureau kilalao maika fa ny miss mpokontany sy miss FacebookMiss Madagascar aza ataondry zalahy 2 ème bureau kilalao maika fa ny miss mpokontany sy miss Facebook


Source From :