Fizarana “caricature” navoakan’i Tia Tanindrazana androany 05/04/2023 mba ho fampahafantarana.

Tandremo tsara tokotrany aloha sao ho lasa hoatran’ny resaka “secret” an-telefaonina nifanaovan’ny filoha Andry Rajoelina sy ny SEG Serge Gellé, izay tonga dia nisy nahazo sy namoaka tao anaty “facebook” ka henon’ny be sy ny maro !!! ih ih ih ih ih !!!!!



Source From : Georges Ranaivomanana