Ilay Fahandriam-pahalemana Tompo o, ilay fahandriam-pahalemana, vao @ 7h30 kosa ve zany dia tsy afaka handeha eny an-dàlana intsony, dia h@ firy ka h@firy zany sisa no hiasa???
Aty ivelany anie ka afaka manao asa 2 aza ny olona, mbola afaka mianatra aorian’ny miasa satria h@ 11h30 alina aza mbola afaka mody tsara
Ilay Fahandriam-pahalemana Tompo o, ilay fahandriam-pahalemana, vao @ 7h30 kosa …
by All Madagascar | Apr 5, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa | 0 comments
Avy amin’i Aina Celonet:
TSY RARINY
miantso ny tompon’andraikitra mba hijery ny fandriampahalemana amin’ny lalana rocade fa tsy mirehitra ny jiro ka anjakan ny jiolahy lalana
Io zao ny reniko am 7sasany
Ireo pôlisy varina manao PR eo amin’ny rond point
Ny jiro tsy misy mirehatra
Vely bois rond no nahazo azy finday no lasan ‘ireo olondratsy
Matetika no misy tranga toy izao ary misy hatramin’ny tsindron’antsy
