TOAMASINA: Lehilahy 4 voalaza fa jiolahy no matin’ny polisin’ny FIP androany tao Ambalabe akaikin’ny Cimetière. Voalaza ihany koa fa nanao fanafihana izy ireo omaly, ary mbola saika hanafika androany saingy efa narahina maso, ka izao nihampatrapatra izao ny fatiny.