Mipetraka ny ahiahy hoe sao dia mba i Rajoelina ihany ary no nampiteny an’io fanavakavaham-bolon-koditra io an’i Jocelyne ? Toa tsy nanameloka mihitsy ny Filoha sy ny Fiadidiana ny Repoblika hatreto koa. Nefa dia reny tsara ireny fa teo akaiky teo izy.