🎬RAHAMPITSO ARY NY FOTOANA E!
🧱@ 12 Ora sy sasany no misokatra ny vavahady
Toy izao ny fandaminana mahakasika ny fidirana
🟡FAN ZONE : ESPLANADE AMPITANY BAZAR DU QUARTIER ( VAVAHADY ANKAVANANA)
🟡🟢🔵RÉSERVATION 10.000 Ar sy 20.000 Ar ary 40.000 Ar ESPLANADE AMPITANY BAZAR DU QUARTIER ( VAVAHADY ANKAVANANA SY ANKAVIA)
🟠V.I.P 70.000 Ar sy 100.000 Ar VAVAHADY P3 STADE BAREA (Misy accès parking)
🔴INVITATION 200.000 Ar VAVAHADY AMPITANY GERB’OR (Misy accès parking



Source From : POOPY, la voix du coeur