ZAFINERA Claudine Robert, vadin’i Jaojoby Eusebe.
Ny Alatsinainy 15 May 2023 no hiala eto Antananarivo ny nofo mangatsiakany, hiazo any Vohemar. Any izy no hasitrika ao amin’ny fasan-drazany.

Amin’ny anaran’ny mpiara-miasa ao aminy MADAGATE, sy amin’ny anarako manokana, dia miara-ory sy mankahery…







Source From : Jeannot Ramambazafy