Mahafinatra e!

Antsary nandritra ny sakafompiraisana nokarakarain’ny vehivavy TIM ANALAMANGA . Mankasitraka antsika rehetra Tonga nanohana ny antso nataony Vehivavy Tim Analamanga .Eto dia maneho fisaorana erampo erantsaina ny birao politika nasionaly , ny solombavambahoaka. ny ben”ny tanana sy ireo mpanaolotsaina TIM , ny tanora TIM nanatrika ny fotoana . Ary farany fa tsy kely dia hisaorana isika vehivavy TIM rehetra noho ny herimpo izay nananantsika taminy fanatanterahana ny fanomanana ny hetsika. Sakafompiraisana . Homba antsika Andriamanitra







Source From : Arphine Rahelisoa Helisoa