CHRISTINE RAZANAMAHASOA : araka ny vaovao navoakan’ny sampana seraseran’ny filohan’ny antenimieram-pirenena dia nisy olona niditra an-tsokosoko tao amin’ny trano fonenan-dRamatoa Christine Razanamahasoa ka nisy ny entana very, dia finday sy solosaina, izay mirakitra ny fifandraisana sy ny resaka nataony. Nisy poketra nisy vola very ihany koa.



Source From : Tia Tanindrazana