Fahatelo, izy no tena manala ny « stress » faran’zay avo lenta, izy Ilay olona kely faran’izay mandreraka nefa tsy foy🥰 tsy andriko foana ny alarobia iarahana aminy
Mba zarao eto ny « activité » tena tianao miaraka amin’ny zanakao hoe? Ny anay coloriage sy dessin dia mandendeha🌸




Source From : Razafitsifa Vonjy Officiel