Hiran’i Bessa sy Lôla—Hehy !

Hehy – Bessa sy Lola
Hira sy Tononkira

Hehy no ampinga enti-miady
Fiarovana mba tsy ho voa
Fa hahatoha
Ny endrikendrika

Ô ! ô ! hery fanafenan-tomany
Fierena raha misy manjo…

Plus



Source From : Hira sy Tononkira