JIRAMA : Miverina amin’ny laoniny ilay famoahana fandaharam-potoanan’ny delestazy mitety faritra avy amin’ny Jirama.Dia tsara efa miomana sy mandamina fotoana fa tsy maintsy samy hahazo ny anjara delestaziny izany !




Source From : Tia Tanindrazana