RINAH RAKOTOMANGA :” tsy nangataka zom-pirenena Frantsay ny filoha Andry Rajoelina fa nomena, ary zon’ny fanjakana Frantsay tanteraka izany.Ka ianao ve efa omena dia hiavonavona handà indray.”
(Sary : Real TV)



Source From : Tia Tanindrazana