Ity tetik’asa téléfiraka ity no tena endrika colonisation nokononkononin’ilay filohanareo vazaha. Orinasa frantsay daholo – 9 ny isany hatreto – no miasa sy mahazo volabe amin’io. 152 tapitrisa euros no trosan’ny taranaka malagasy aloha @ ry zareo frantsay amin’io.
“Mitongava saina ry Malagasy fa mampalahelo an’akahy. Ary tena mampalahelo an’akahy”.
https://www.facebook.com/LIM974/videos/624051898892624



Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina