Asa famoronana malagasy nakàna aingam-panahy amin’ny kolontsaina malagasy irony fitafy malaza amin’ny fihetsiketsehana “mitafy malagasy” irony fa raha fitafy nentindrazana dia ilay mijaloboka anaty lamba (belamba) iny no izy, izay mbola fahita eny ambanivohitra eny indrindra raha ririnina toy izao. Asa mba ahoana raha avy dia lamba “drap” fotsy no isalorana mamonjy fanambadiana. Tsy adinoina ilay satroka ahibano. #dessindemada #dessindepov #madagascartoon #povcartoon



Source From : Pov cartoonist