Ato ary isika raha te hahafantatra bebe kokoa ny mombamomba an’ i Zanasalanitra sy ny zavakantony.
🌸 Fandaharana 🎼 Kanto Miampita 🎶 eto amin’ny TOP RADIO 🫴 Mpanolotra : Rado Manalina sy Mbola Talenta Artiste 👉 Vahiny : ZANASALANITRA 🎧 Ankafizo ary dia aza misaraka amin’ny 102.8 FM e 😁 ! #topradio #kantomiampita #zatoisanjatomalagasy
Source From : TOP RADIO