DATIM-PIFIDIANANA : Ny Alakamisy 09 novambra 2023 no hanatanterahina ny fifidianana Filohampirenena fiodinana voalohany ary ny Alarobia 20 desambra 2023 kosa no hanaovana ny fiodinana faharoa raha toa ka misy izany araky ny fanambaran’ny Praiminisitra NTSAY Christian androany maraina.



Source From : Tia Tanindrazana