Ny azy : anaty mazava, kamo milahatra visa dia namadihan’i Rainy Tanindrazana ary andoavana ékôlazy 150 000 euros.
Ny an’là : anaty aizina no manala bacc anaty délestage, dia ataon’ny ririnina minan’IEM-aniny. Mbola vao hitady taxi lafo be fa lavi-podiana mamanton’alina.
Dia fidio ihany izy raha tsy mbola fay.
Zarazarao



Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina