Angataho amin’ny Tompo mihitsy ny hahaizanao mangina, satria indraindray na mangina aza ny vavantsika, ny saina sy ny fo mitabataba tsy mijanona ary manozona mihtsy azy angamba ao anaty ao: efa tsy mangina ihany izany.
Source