Alahady 30 jolay 2023 – Marc Ravalomanana – Hanatrika ny fametrahana ny arseveka vaovao.
EGLIZY MIARA-DIA
Teny an-dalana hanatrika ny FAMETRAHANA NY ARSEVEKA VAOVAO ETO ANTANANARIVO MGR Jean de Dieu RAOELISON.
Teny an-dalana hiaraka hivavaka amin’ireo ANKIZY KATOLIKA manerana an’i Madagasikara izay mamarana ny JNE 3.
#soamandrakizay_Antananarivo

