Nateza be mihitsy ireto “orchidées” ireto fa efa ho 3 volana izy ireo zao no namelatra teo an-tokotaninay.
AROVY SY KAJIO ARY TIAVO NY NATIORA MBA HITIAVANY ANAO SY HANOMEZANY ANAO NY SOA SY NY TSARA EO AMIN’NY LAFINY FAHASALAMANA SY FAHAFINARETANA ARY FANKAFIZANA NY FIAINANA ETO AN-TANY !!!